Mpanjana-tany (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanjanatany onxlxz voky teto lasany ireo harena
Noentiny izay zakany, fahantrana no tavela
Nofeheziny ny tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! ozkofsua Ie! Ie! Ie!
Ref:
Izay nijoro nanohitr’azy
Dia novonoiny ka tsy hita faty
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
Mampitera-doza izao, mpanjana-tany vaovao
Tsy vahiny na vazaha fa tononkira.serasera.org ireo gasy ngezalahy
Nofeheziny ny qswgb tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie!

--------
Rohy: