Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny vava (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny tenanao
Mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao
Ny vava izay kyzv hitenenana
Ny vava izay hiresahana
No indro fifosanao hanaratsiana namana
Ny vava izay uhlzjdx hivavahana
Ny vava izay kplwwsr hihinanana
No hoentinao manimba saina fo fanahinao
Réf : fa raha ny vavanao no hitondra eloka ho anao dia tsara ho anao ny tsy manana azy
Toy izay hanam-bava hiresahana ianao kanefa tononkira.serasera.org ianao very any anaty elo
Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny tenanao mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao
Ny vavanao anie
Tsy ho an'ny setroka e
Na ireo zava-poana mahadomelina anao
Tsarovy fa tempoly tsy anjaran'ny devoly ny tenanao ka aoka tsy ho simbanao
Réf
Tandremo ny vavanao ×4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:07