HIFO AHO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo(Miora) : Ninona ninona izay manjo ahy dia tsy anary toky aho fa mbola eo ny tanana, ny finoko anao ry Ray oh dia ampitomboy sy anjakao ato anatiko
Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny zphoe andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao
REf: (CH)Satria velona ianao ry Ray oh, velona ato anatiko ka anjakao ny fanahiko
De ifo aho aitanao ka qjhtkki hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao
Solo (Miora) : Na ory ao na tomany dia tsy ho boxyd tononkira.serasera.org kivy itraka atrany fa mbola eo ny tananao
Ny aretinao hoento aminy ,, ny alaelo tsy zakanao fa izy no anasitrana
Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao

De ifo aho aitanao ka hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1044
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:06