HALELOIA HOSANA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao Betilehema eeeh
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany itady sy amonjy ny very × 2 (Tony)

Mihobia (mifalia)
Mihira (midera)
Asandrato ny hosana haleloia
Haleloia Haleloia Haleloia eh heee×4
Hosana eh hosana eh hosana eh he×4

Tonga anavotra ny Mesia hobiatsika androany eee
Tena malaza be deraina manerantany
Mitsabo ny aretina manala ny sento tomany
Sy lalana tokana itondratsika an-danitra any ×2

Mihobia(mifalia)
Mihira(midera)
Hasandrato ny hosana haleloia aa
Haleloia haleloia haleloia eh he
Hosana eh hosana eh hosana e he he

Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao bethlehem ee
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany hitady sy amonjy ny very
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Vangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0713