Noely (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fotoana ho tsaroana ilay Noely hafakely
Hitondra fitiavana famonjena ho anao e
Jesoa ilay teraka tonga zazakely tononkira.serasera.org ho antsika e
Mb’hitondra fiadanana tsy ho tapitra ee
REF
K’andao isika hiaraka hioby ny antema
Fa andro tsy roa aman-tany no nomeny (misaotra é!!!)
Hisaorana Ianao Andriamanitra mahery (satria ee!!)
Nanolotra Zaza hanavotra ny very
2. Mpamonjy no teraka ho antsika anio
Ilay zaza hanova fewbfffp ny fiainanao androany ee
K’andao njrh mitsangana araraoty ny diryjgf fotoana (fa miandry ee!!)
Ny fonao hiova hanolo-tena ho azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 20/10/2026 10:07