'Ndreto izahay (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao ny voadinay
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony

Fa Jesosy no andry
Mampijoro hatrany
manasitrana koa
Ny fonay
Izy no mbola miahy
Ny hoavinay zay ee
Tiako Izy iii

(X2)

Ndreto izahay, hanavao ndray
Hanavao ny voadinay x2
Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony x2

Saotra ho Anao
Misandrataaa

Aza avela ho irery intsony
Fa mba tantano, (ho) tony ny fony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0709