Ankohonana tsara (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lehibe zrzkuskj Jesoa 'zay nataonao tamiko
Fa tianao mba ho ahy ny fiainan-danitra
Nefa tiako koa raha ny ankohonako
Hanana Anao ho ANDRIAMANITRA


Ref : qmwxesl
Mangetaheta Anao ry enzf Jesoa tia
AMPIO FA MILA ANAO zahay ety
Iriako ho olona tsara, hamafazako
ilay Teny soa ty ankohonako


2. Izahay ety, Jesoa dia maminao
Ka tahio mba hahasahy hanolotra
ilay fanahy sy fony ho tena babonao
Ka tononkira.serasera.org tsy hanompo intsony an-tendro-molotra

Ref...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294