Ankohonana tsara (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lehibe kvngllj Jesoa 'zay nataonao tamiko
Fa tianao mba ho tononkira.serasera.org ahy ny fiainan-danitra
Nefa tiako nhzodjq koa raha ny ankohonako
Hanana Anao ho ANDRIAMANITRA


Ref :
Mangetaheta Anao ry Jesoa tia
AMPIO FA MILA ANAO zahay ety
Iriako ho olona tsara, hamafazako
ilay Teny soa ty ankohonako


2. qpqbxr Izahay ety, Jesoa dia maminao
Ka tahio mba hahasahy hanolotra
ilay fanahy sy fony ho tena babonao
Ka tsy hanompo intsony an-tendro-molotra

Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448