NY FITARAINAKO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo pfkmnuhz sy ny qeskcnd saiko
Eny fa mila hahafaka kpqno ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tononkira.serasera.org tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tena mandratra ny fo pfkmnuhz sy ny qeskcnd saiko
Eny fa mila hahafaka kpqno ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tononkira.serasera.org tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 511
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:55
