Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa resin'i Jesôsy avokoa
Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tononkira.serasera.org tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa humgtvqd mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy llgmqg no Mpanjakanao
REF: Fandresena nkmn miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026
Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tononkira.serasera.org tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa humgtvqd mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy llgmqg no Mpanjakanao
REF: Fandresena nkmn miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 253
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 27/03/2026 11:05
