Mpandresy (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) ripr Efa resin'i Jesôsy avokoa
Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy no Mpanjakanao
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny tononkira.serasera.org mnbl mpandresy
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' wsqonus ny mpandresy
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026
Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy no Mpanjakanao
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny tononkira.serasera.org mnbl mpandresy
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' wsqonus ny mpandresy
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 251
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 27/03/2026 11:05
