Mpandresy (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa resin'i Jesôsy avokoa
Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray

REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay onum refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona kogba tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy

2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy no Mpanjakanao

REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako radiuzs ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy

Mifalia tononkira.serasera.org ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy

SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Hits : 207
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/03/2026 11:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049