INTY AHO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Inty aho mifona Aminao Ray malala ô
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho tononkira.serasera.org zanakao intsony aho Ray
Ka ataovy ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao syuefyub fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa bznbv efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba raiso ny Tanako, tano aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo rvob tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
(Ray malala ô)
Tapaka hevitra aho fa hiverina Aminao
(Tsy mendrika)
Tsy mendrika ny ho tononkira.serasera.org zanakao intsony aho Ray
Ka ataovy ho isan'ireo mpanomponao
REF:
INTY AHO ry Tompo tsitoha, hamindrao syuefyub fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa bznbv efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
2)Izaho hetahetako izaho sy ny voadiko
(Ny voadiko)
Dia ankiniko Aminao ry Andriamanitro
(Ka mba raiso)
Ka mba raiso ny Tanako, tano aho Ray
Fa Ianao no anjarako mandrakizay
REF * 2:
INTY AHO ry Tompo rvob tsitoha, hamindrao fo
Nanenenako avokoa, 'reo ditra taloha
Mino aho ry Ray Malala ô, fa efa navelanao
Ka hitoetra eo Aminao mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 730
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:41
