Andriamanitra tokana (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka qzjnt Tsitoha
Nefa koa be fitiavana tononkira.serasera.org sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA chps TOKANA ihany
No hoderaina eto xqxudo androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka qzjnt Tsitoha
Nefa koa be fitiavana tononkira.serasera.org sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA chps TOKANA ihany
No hoderaina eto xqxudo androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 711
Likes : 2 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:20
