Andriamanitra tokana (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo qjuueex mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo

Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato flfrmmgx indray no hiantsoantso

ANDRIAMANITRA TOKANA ghqsknuy ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka

Asandrato ary tononkira.serasera.org koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos ( 22/05/2023 12:20)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Visites : 712
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355