TSY HIHEMOTRA (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HIHEMOTRA

Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré tononkira.serasera.org satria.
Fa manana Anao Mpamonjy tia.

RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny sbnirt aretina(nay ety)
Tsy hihemotra aho ré sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay rjmyfibu Tompo ô!

A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert eriz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 455
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 16/09/2024 15:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311