You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Handeha isika hiara-dia (Ny Tsanta Fitoriana)

1- Raha mbola misy koa ny farany
    Tsy ho foana ny fanantenako
    Fa hanandratra avo ny anarany
    Ny fahasoavanao Jesoa ho zaraiko

Ref: Ho anao izay mbola tsy nandre
       Ho anao ity hiranay ity
       Jesosy no miteny antsika
       Handeha isika hiara-diatononkira.serasera.org

2- Tsy hitsahatra aho ny hidera Azy
    N'aiza no aleha hivavaka aho
    Jesosy hitarika ny dia
    Hihaino anao izay mitalaho

Ref:...

3- Ny fahendrena sy ny anatra
    Hanompoy Azy ny andro sisa
    Dia mibebaha fa hisokatra
    Ho ahy sy ho anao ny paradisa

A/C: Ulrich Razafindrapeno

Hametraka hevitra

Midira aloha