Hanandratra Anao (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao

Tompo ô, Hianao no niantso ahy
Tsy nandao ahy na tononkira.serasera.org tao anatin'ny sarotra aza aho
Nesorinao ho afaka tanatin'ny
Fotaky ny fahotako aho
Ny tànanao mahery no natsotranao
Indro tamy handray ahy
Hamafa koa ireo ranomaso sy toloko
Izay nangeja ahy hatrizay

Ka faly ny fo, ravo tokoa
Noho ny Fitiavanao Tompo
Tapaka ny gadra izay nampahory ny fanahy
Hihira ho Anao, indreto izahay
Raiso re izao saotra izao
Asehoy fa ampy ho anay ny fahasoavanao

Hanandratra Anao, Tompo, Andriamanitray
Ny famindram-ponao, Tompo, no naha toy izao anay

            zjxtd                qnjriv        tvgwpb        ROAN SHERZO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 98
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHERZO
Date : 08/08/2026 22:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315