You are here: home > Tononkira > Ny Nanahary

NY FAHAZAZANA (Ny Nanahary)

    La la la la la la la la la la la la !!!

1. Nilaozana izany rehetra izany ankehitriny
    Ka aiza intsony lay fahazazana nisiana taloha
    Amin’izao fotoana izao ho singan-drery eto an-tany
    Tsy misy intsony ho antsoina sy hihantahantana

    Ref. Ny fahazazana teo anilan’i neny
     Tsiky dia ampy       Ny fihantahantana teo anilan’i dada

2. Tatsambo vao nilaozan-tsakaiza izany tenako
    Kanefa tsy hay ny atsimo sy ny sisa ka ho aiza moa?
    Aiza no hitodihana? toa mandrahoana no atao
    Izaho sy ny sambokeliko ety andranomasim-be

                                                             Ny Nanahary.
    

Mpihira : Ny Nanahary
Mpamaky : 2474
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/05/2007 16:04:53
ID : 4401

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo