Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina sy tony ilay ambanivohitra iny
Mangina toa ory ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo xszg nstf voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very tononkira.serasera.org fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana fomopk ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.
Mangina toa ory ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo xszg nstf voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very tononkira.serasera.org fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana fomopk ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 2940
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:33
