You are here: home > Tononkira > Ny Nanahary

Adinoy (Ny Nanahary)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-nanahary/adinoy

Adinoy izay vitantsika teo

Adinoy tanteraka aho, masìna re ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, veloma re no apetrako aminao
Veloma tsy hihaona intsony izaho sy ianao

Eny na dia fahatsiaroTsiky dia ampyvana
Tsy ataoko an-tsaina fa mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy manana

Tsofiko rano ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika teo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Nanahary
Mpamaky : 1189
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 11/03/2015 00:36:59
ID : 7274

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo