You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Mitehafa Tanana (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/mitehafa-tanana-1

Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra

Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jehovah no avo indrindra
Ambonin’ny tany rehetra Izy
Mpanjaka lehibe

Aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Asandrato ny tananatononkira.serasera.orgo
Ka ny Tompo no derao
Mihobia ho an’Andriamanitra…….

Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mihobia ho an’Andriamanitra……

Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 673
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 11/04/2017 19:19:26
ID : 9344

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo