You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Avy Atsinanana (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/avy-atsinanana-1

Avy atsinanana va ianao ?
Sa avy any andrefana no tonga eto
Avy any avartra va ianao ?
Sa avy atsimo no tonga eto

Izao no tsarovy sy mba tadidio
Fa na avy aiza no fihaviatononkira.serasera.orgnao io
Isika izao na dia maro aza
Tena iray ihany ao amin’ny Tompo

Aza  atao zavatra mamaky ny loha
Ny atokom-pinoana misy etsy sy eroa
Izao ihany no ataovy an-tsaina
Tompo tokana no ankalazaina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 421
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 10/04/2017 19:44:22
ID : 9301

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo