Ampianaro (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Malala ô! He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano miboiboika Mitondra fiadanana
He tsara tokoa tsy takatry pyrgt ny sainay Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao
‘Zay mambabo ny fo sy saina Mamelona aina
Ampianaro tononkira.serasera.org re ‘zahay ry Ray Mba ho toa Anao
Ka hitia na ny fahavalo Mba miangavy re
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo saina
Anio mandrakizay
Jeso Malala ô! He fantatray fa zrjjfhel avy aminao

Ampianaro mba ho tia ‘reo sbowisl namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana
Ny herin’ny fitiavanao,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 753
Likes : 0 Like
Created by : jonahrafit
Date : 04/11/2022 20:26