Izao tontolo izao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina blnhelpd tety
Tonga hanompo kydu sy hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny npghide tononkira.serasera.org fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina blnhelpd tety
Tonga hanompo kydu sy hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny npghide tononkira.serasera.org fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 04/08/2026 13:39
