Hiara-mandeha Aminao (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiara-mandeha Aminao hatr'izao
Jesoa no iriko tokoa
O! uwwduvv Raiso ny tanako sxasblbj atsotr'Aminao
f.'atolotro koa ny fo

Handroso isan'andro na aiza aleha
Na mora dcqxt na sarotra hatao
Tsy tononkira.serasera.org hiala tokoa na hivadika re
ambara-pahatonga Aminao
Ambara-pahatonga Aminao

Hiara-mitondra Aminao hatr'izao
ny hazo fijaliana
Fa maivana izany raha anilanao
ka hody fifaliana

Hiara-miasa Aminao hatr'izao
hitady izay very koa
Ka hanana fo hantra toy ny Anao
hanarina ny lavo koa

Raha ho avy indray tsy ho ela Ianao
Izaho handao ny ety
Hiaraka amin'ny navotanao
handova ny lanitr'ery

Ho sambatra indrindra ho tretrika koa
hanatrika ny tavanao
Kanefa izay hifaliako tokoa
hiara-mitoetra Aminao
Hiara-mitoetra Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2728