VAHINY (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny, vahiny an-tanin’olona
Ka mahatsiaro ilay nilaozana any ho any
Ny alahelo mifanjevo mitambolona
Ny maso koa tomany

Embona miserana iny
Sentosenton’ny mpivahiny
Kalokalon’ny lavi-tiana ho’aho
Ka mitraotra ny fanahy

Any andro, any taona tononkira.serasera.org e !
Manantena vabbk tsy maintsy hihaona e !
Ho tody ctgbobgk soa, hifankahita indray

Any issl ho any ireo sakaiza
Ilay malala, hava-tiana tsy hohadinoina
Ao i kaky sy i neny izay nitaiza
Veloma sy masina

Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny any aminay
Hits : 948
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308