HOENOINAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hivavaka aho anio, hifona hitalaho
Hamboraka ny teny, ny vetsovetsom-po hiloatra avy amin'ny molotro
Te hanatona anao aho, te hiankohoka aminao, te-hiresaka aminao
Moa ho mendrika anao, sy upgzrhcf ny voninahitrao ireto dxchzhyi teny izay atolotro
Ka hoenoinao aho
Mety ve ny teny maro, ireny ve no sitrakao
Sa ny indraim-bava monja dia efa ampy hilazana
Mety ve ny mitantara ny amiko izay efa fantatrao
Sy mitanisa ny andro lasako harafesim-pahotana
Mba hoenoinao aho
Mety ve ny mampatsiahy fa ianao nampanantena
Fahasoavana miavosa, toky bdnc sy fanantenana
Moa ve mety ny mandidy rehefa dodona tononkira.serasera.org ny tena
Sy mitanisa soratra masina vokatry ny fahalalana
Mba hoenoinao aho
Hivavaka aminao aho, hanatona anao aho
Hiresaka aminao aho, hiankohoka aminao aho
Izao teny ataoko izao,
Hoenoinao, hoenoinao, hoenoinao
Hivavaka aminao aho, hifona aho f' efa diso,
Mangata-pamelana aho, mitady fiovana aho
Izao vavako izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 951
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:53