AVIA AOKA ISIKA HIHOBY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-antsanny-famonjena/avia-aoka-isika-hihoby

Avia aoka isika hihoby an'i Jehovah
Mihobia, mihobia
Mihobia ho an'i Jehovahtononkira.serasera.org mihobia
Aoka isika hanao feo fifaliana
Ho an' ny vatolampy
Vatolampin'ny famonjena
Famonjena antsika

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Mpamaky : 135
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : nyantsanfa
Tamin'ny : 23/12/2019 15:53:53
ID : 12332

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo