AVIA AOKA ISIKA HIHOBY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia aoka isika hihoby an'i tononkira.serasera.org ucspmib Jehovah
Mihobia, dybjafm igalwck mihobia
Mihobia ho an'i Jehovah mihobia
Aoka isika hanao feo fifaliana
Ho an' ny vatolampy
Vatolampin'ny famonjena
Famonjena antsika
Mihobia, dybjafm igalwck mihobia
Mihobia ho an'i Jehovah mihobia
Aoka isika hanao feo fifaliana
Ho an' ny vatolampy
Vatolampin'ny famonjena
Famonjena antsika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1000
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 23/12/2019 16:53
