TSY HO ADINOIKO (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho adinoiko fa mitoetra am-po mandrakizay'Lay fitia izay nomenao ahy
Tsy mety afaka am-po
Mibahana foana ao an-tsaina
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana izay hiainana ety
Ref :
Tsy mety ny fiainako
Raha tsy eo Ianao Ray Tsitoha
Izay rehetra sahaniko
Dia mila Anao foana hanampy ahy
F'Aminao aho mpandresy
tsy hanan-java-mahory aho
Fa Ianao 'Lay mahery
Izay rehetra nangeja ahy
Namatopatotra ahy
Novohanao noho ilay Ranao
Mino aho fa Ianao no mitoetra ao anatiko ao
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana
Izay hiainana ety
Ref...
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)Vangy : 865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 02/08/2018 14:31