INONA MOA? (New Life in Christ Gospel (NLC))

Inona moa izahay Tompo ô?
No dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay

Tsy takatry ny sainay Jesosy ô
Ny halaltononkira.serasera.orgin'ny tena fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay famonjena

Ho avy tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny lanitra Ery
Hisy tomany satria ho hitany
Ianao Jesoa izay nolaviny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 324
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:27:17
ID : 10835

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo