Mifankatiava (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fo no tena ninoanay,
Fa Jesosy no tonga ochtxt bclitn hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekena,
Fa ny ràny no nahadio anay
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny rjiiy Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny tononkira.serasera.org Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
Tsy iray finoana, fa iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana, fa iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana, fa samy zanakao
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
Fa Jesosy no tonga ochtxt bclitn hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekena,
Fa ny ràny no nahadio anay
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny rjiiy Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny tononkira.serasera.org Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
Tsy iray finoana, fa iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana, fa iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana, fa samy zanakao
Ref: Vavaky ny Tompo, mba ho iray
Fanahy izay nomeny, mampiray
Fanahy fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
Fa mpianatro ianareo
--------
Link:
Comments
hery
(
23/12/2024 15:40)
Efa ao ity tononkira ity. Ny mpihira dia Ndriana Ramamonjy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 1797
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/12/2024 12:54
