Soavaly (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ozona ny asa, miasa ihany oa
Fa qprmfotm kosa fitahiana eee
Nahoana no ankinina amin'ny vintana sy loka
Ny fomba fihariana eee
2x

Onena ny fo, maraina vao mifoha
Mahita anao milahatra
Miandry taratasy misy anarana soavaly
Soavaly tiana alahatra
2x

Tsy ozona ny asa, miasa ihany tononkira.serasera.org oa
Fa kosa fitahiana eee
Nahoana no ankinina amin'ny vintana sy loka
Ny fomba fihariana eee
2x

Dia nanantena ianao fa andahatra soavaly
Dia hoafa-jaly
Kinajo ianao indray no nasainy nilahatra
Vao maika ianao nijaly aaa
2x

Angah tsy fantatrao fa ny atsembohan'ny tava
No hinanana androany aaa
Ny antsembohan'ny qfmgk tava-tsoavaly ny anao
Tsy mety anie gcpwctqb izany aaa
2x

Tsy ozona ny asa, miasa ihany oa
Fa kosa fitahiana eee
Nahoana no ankinina amin'ny vintana sy loka
Ny fomba fihariana eee
2x

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 1346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kcnarf
Daty : 09/11/2022 13:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391