Ny Nosinay ho anao (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanirianay hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao
Tompo ô mba tanteraho re fa vonona izahay mpanomponao
Hifandefitra hihetry koa ka hanandratra anao
Ka tsy hitory zavatra hafa intsony afatsy ny anaranao
Fanirianay hatry ny elabe ny bhkympf hoe nosinay ho anao

Ndeha 'zahay hitory ombieny ombieny ô, fa ianao no lalana
Hankanesanay amin'ny Ray ô, nahitam-piadanana
Tsy fiangonana izay misy anay
Na tcor fombafomba nahazatra anay
F'izay niaretanao mba hamonjena anay
Ndeha ouczlknh 'zahay hitory ombieny ombieny ô, fa ianao no lalana

Na fombafomba nahazatra anay
F'izay niaretanao mba hamonjena anay
Faniriana tononkira.serasera.org hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 1127
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 25/07/2022 14:20