NY FANAHIKO (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro fall anao
Ranomasoko manjary hifalian’ny uegooh fahavaloko
Fiv: Nahoana no mitanondrika tononkira.serasera.org ianao
htae Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
Manantenà an’Andriamanitra ianao
Fa mbola hidera an-tranon’i Jehovah.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 27687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAFILOZOFY
Daty : 14/09/2004 07:13