NY FANAHIKO (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
Fa mangetaheta tononkira.serasera.org anao ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
Ranomasoko iztoszc manjary hifalian’ny fahavaloko
Fiv: lbozbn Nahoana no mitanondrika ianao
ssbon Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
Manantenà an’Andriamanitra ianao
Fa mbola hidera an-tranon’i Jehovah.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 26087
Likes : 0 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 14/09/2004 07:13