Manandra-peo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manandra-peo , samia midera
Ho oqhkigi an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy mwuylq
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao
Manandra-peo , samia midera
Ho zvqfrxg an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery tononkira.serasera.org ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao
Ho oqhkigi an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy mwuylq
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao
Manandra-peo , samia midera
Ho zvqfrxg an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery tononkira.serasera.org ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TJAM
Daty : 04/10/2024 22:25
