Manandra-peo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manandra-peo , samia midera
Ho an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa emnhlav ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra kqwf izao
No omena haja sy ny eiheayys voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao tononkira.serasera.org hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao
Manandra-peo , samia midera
Ho an'Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an'Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy
Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 984
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TJAM
Date : 04/10/2024 22:25