Mamiko indrindra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko indrindra Ianao Tompo ôIanao no heriko
Haram-batoko sy fiarovana ho ahy
No mpamonjy ahy
Vatolampy ialofako sy ampingako
No nantsoiko tao anaty aizina famoizam-po
Dia namaly ahy Ianao
Dia nitraka aho
Ny fiadananao Tompo ô
No nandrasako
Tiako haneniko ny foko sy ny saiko koa
Ka hiaro ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 6100
Likes : 1 Like
Created by : Oully
Date : 18/07/2012 09:54