Andriamanitra tsitoha (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org  Andriamanitra tsitoha Mpiahy ny fiainana
Hatry ny taloha ka ho mandrakizay
lrorify Fiderana erampo no indro asandratray
Fa ny Teninao soa wvtmcvk Teny fiainana ho anay

Ho raketiko am-po Tompo ny Teninao
Sy ho fiarovana koa tsy brln hanotako aminao
Fa raha misarika ahy ireo fankampanahy
Ao ireo Teninao soa ho firovana hoanay

Andriamanitra tsitoha ........................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 7228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miarana
Date : 27/08/2003 08:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307