Sarak'olon-tiana (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sarak’olon-tiana
Dia aza ariana ny fitokiana
Fa mbola ho avy ny andro hifaliana
Izay no irariana ho feno hamamiana
Ref: Ao ireo very fanahy
Misentosento mangaihay
Fa na lavitra noho nyankaso
Dia qolyhcjb akaikin’ny cteczar fo fa tsy hitan’ny maso
Raha toa ka tia anao ilay tiana
Dia aza ampijaliana
Na ampahoriana
Tanteraho hatrany ireo tononkira.serasera.org dina
Tsy hitomaniana rehefa any rkgjs aoriana
(Refrain)

--------
Rohy: