Azony aho (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola haiko, Izay mety hiseho ao aoriana ao eh,
Ny hany tononkira.serasera.org fantatro dia 'zao : "mbola hifikitra sy hifantoka Aminao aho"
Na dia baraingo satria tsy tompon'ny ampitsoko aho
Dia hatoky anao foana aho,
na ho voky na ho noana. (×2)
"Ampy ahy Ianao"
"JESOSY Ô !!",
Ref : Hazomy aho, hamita hatramin'ny farany ny khgm hazakazako
Tazony aho, Aminao no tiako hifarana ny tantarako
Aza hafoy ehh.. ao amin'ny bokin'ny fiainana
Fa te handova Ilay eokdvrwg toerana tsara Indrindra, Izay efa nomaninao ho ahy.
Izay rehetra ho Avy, efa nankiniko aminao
F'izaho tsy mahalala, izay havoaky ny anio
Tsarovy aho JESOSY oh, rehefa indro ianao hampiakatra.
Ataovy ao anatiny aho, mba ho isan'ireo tafiakatra. (×2)
Ref (×2)

Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra Izay efa iwlvvswp nomaninao ho ahy...
Ohhh! "Ampy ho ahy Ianao!"
"Ampy ho ahy Ianao!"
Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasina2829
Daty : 23/07/2026 18:10