AMPIANARO HANISA (Salamo 90) (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wionyhg Andriamanitra Tompo ô, hianao no aronay
Amin’ny taona rehetra hbuzytg izay mifandimby
Fa tononkira.serasera.org mihelina toy ny feo malemy ny taonanay
Mandalo faingana tsisy safidy

Ampianaro hanisa tsara ny andronay izahay
Mba ahazoanay fo hendry sy mendrika Anao
Satria Ianao Andriamanitra tsy mpanafay
Fa mpamindra fo amin’ny mpanomponao

Fitopolo na valopolo taona ny fiainanay
Tsisy mahay mampitombo na dia andro iray
Afa-tsy Ianao Andriamanitra efa hatrizay
Sy am’taona rehetra mandrakizay

Vokiso hatsaram-ponao zahay ny maraina
Fa Ianao no mahalala izay tena ilaina
Ka hifaly sy ravoravo ny andronay rehetra
Ho feno ny fanambinanao tsisy fetra

A/C ioty tsyrzklh Rabarone

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 29/01/2026 07:10)
Tononkiran'ny Mpanao Salamo mampatsiahy fa voafetra ny androtsika.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416