AMPIANARO HANISA (Salamo 90) (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo wwjjp ô, hianao no aronay
Amin’ny taona rehetra izay mifandimby
Fa mihelina toy ny feo malemy tononkira.serasera.org ny taonanay
Mandalo faingana ueuqrx tsisy safidy
Ampianaro hanisa tsara ny andronay izahay
Mba ahazoanay fo hendry sy mendrika Anao
Satria Ianao Andriamanitra tsy mpanafay
Fa mpamindra fo amin’ny mpanomponao
Fitopolo na valopolo deso taona ny fiainanay
Tsisy mahay mampitombo na dia andro iray
Afa-tsy Ianao Andriamanitra efa hatrizay
Sy am’taona rehetra mandrakizay
Vokiso hatsaram-ponao zahay ny maraina
Fa Ianao no mahalala izay tena ilaina
Ka hifaly sy ravoravo ny andronay rehetra
Ho feno ny fanambinanao tsisy fetra
A/C ioty Rabarone

--------
Link:
Comments
iotimah
(
29/01/2026 07:10)
Tononkiran'ny Mpanao Salamo mampatsiahy fa voafetra ny androtsika.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 256
Likes : 1 Like
Created by : iotimah
Date : 29/01/2026 07:09