Mba ho mpianatro (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ho krkzsid mpianatro (3x)
Aok’izay rehetra tia
Ny manaraka ny dia
Izay nalehako hatrizay
Mba handao ny fahazarany
Sy hanova ny tantarany
Mba ho Paoly, Paoly vaovao indray
Aoka tononkira.serasera.org ny hazo fijaliana
Voton-dràko mikoriana
Izay madio fo
Mba ahatsapa fa voafetra
Ny fiainana mgnsbqu rehetra
Izao isdmzb fotoana (2) mety ho ritra
Aok’izay rehetra tia
Ny manaraka ny dia
Izay nalehako hatrizay
Mba handao ny fahazarany
Sy hanova ny tantarany
Mba ho Paoly, Paoly vaovao indray
Aoka tononkira.serasera.org ny hazo fijaliana
Voton-dràko mikoriana
Izay madio fo
Mba ahatsapa fa voafetra
Ny fiainana mgnsbqu rehetra
Izao isdmzb fotoana (2) mety ho ritra
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
15/09/2026 15:07)
Ilaozy ny zavatra rehetra ka avia manaraka ahy hoy ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:06
