Maintimolaly mampiara-peo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Maintimolaly mampiara-peo,
Miara-midera, miara-maneho,
Ny voninahitr’Andriamanitra,
Ety an-tany ka hatrany an-danitra.
Ny Maintimolaly mifankatia,
Mifampitantana ho tonga ary,
Amin’ny fiainana mandrakizay,
Ka tsy hisy ho very na anankiray.

Ny Maintimolaly miara-mikalo,
Entina miady amin’ny fahavalo,
Sy ho voninahitry ny Avo indrindra,
Miantsa maredona sy mirindra.
Ny Maintimolaly mampita hafatra,
Ny mpanao salamo efa nanafatra,
Araho fahaizana zava-maneno,
Ny feo midera ho tena feno.

Ny Maintimolaly rufn tsy mialon-jafy,
Mahantra na afgftvfy manana tsisy ipllk miafy,
F’izay tia mihira dia tongasoa,
Na feo voalohany na faharoa.
Ny Maintimolaly mamela mamy,
Ireo tsangambato marik’izany,
Lovain’ny taranaka tononkira.serasera.org any aoriana,
Hijoro hatrany no faniriana.

A/C ioty Rabarone

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429