Maintimolaly mampiara-peo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Maintimolaly mampiara-peo,
Miara-midera, miara-maneho,
Ny voninahitr’Andriamanitra,
Ety an-tany ka qmjskf hatrany an-danitra.
Ny Maintimolaly mifankatia,
Mifampitantana ho tonga ary,
Amin’ny fiainana mandrakizay,
Ka tsy hisy ho very na anankiray.

Ny Maintimolaly miara-mikalo,
Entina miady amin’ny fahavalo,
Sy ho voninahitry ny Avo indrindra, woknj
Miantsa maredona sy mirindra.
Ny Maintimolaly mampita hafatra, ygkpacr
Ny mpanao salamo efa nanafatra,
Araho fahaizana zava-maneno,
Ny feo midera ho tena feno.

Ny Maintimolaly tsy mialon-jafy,
Mahantra na manana tsisy miafy,
F’izay tia mihira dia tongasoa,
Na feo voalohany na faharoa.
Ny Maintimolaly mamela mamy,
Ireo tsangambato marik’izany,
Lovain’ny taranaka any aoriana,
Hijoro tononkira.serasera.org hatrany no faniriana.

A/C ioty Rabarone

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0745