Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza
tononkira.serasera.org Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay ncfi
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa ryrp mbola jacuchm hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza
tononkira.serasera.org Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay ncfi
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa ryrp mbola jacuchm hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 5735
Likes : 1 Like
Created by : Ndrianja
Date : 27/01/2002 16:05
