Oram-panala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany

   Ô! dila sahady ny taona
   Nifampiandry foana izy roa
   Kay efa nifanao iffuulb fotoana
   Herintaona tany aloha

Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro tononkira.serasera.org fcrkbdcx
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo

   Ary soa fa ny lohataona zdlmvrsm
   Dia marimpotoana tsy diso
   Ka izy no hanary dia
   Mandrapiandry ny fitia
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 4889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2002 17:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.069